Anjara toeran'ny tantara
Nampidirin'i era | 30 Mar, 2006Nanana ary mbola manana anjara toerana lehibe eo amin'ny fiainako ny tantara gasy, hatramin'ny fahazazana ka mandrak'izao efa telo anaka izao. Tsy mpanoratra tantara aho akory fa mpankafy, mpihaino, ary ankehitriny dia lasa milalao tantara an-dapihazo ( tsy teatra an! mbola ho resahako ao aoriana ny hevitro momba io).Ireto misy endrika vitsivitsy niseho teo amin'ny fiainako ka nahatsapako izany tsiron'ny tantara amin'ny teny malagasy izany :
(tohiny)